Chargement...

MAHITSY : Fanamboaran-dalana

Tanterahina eto an-tampon-tanànan’i Mahitsy ny fanokafana amim-pomba ôfisialy ny fanamboaran-dalana ho an’ny kaominina sy ireo fokontany miisa 31 mandrafitra ny kaominina Mahitsy.

Manokatra izany aty an-toerana Ramatoa Lehiben'ny Faritra Analamanga mpisolo toerana, RAHARINIRINA Clémence, sy ireo mpiara-miasa aminy, amin’izao fotoana izao.

Retour aux actualités