Chargement...

CENI : Fanavaozana ny lisitry ny mpifidy

Sokafana amin'ny fomba ôfisialy eto Talata Volonondry ny fanavaozana amin'ny fomba ôfisialy ny lisitry ny mpifidy.

Manatrika sy manome voninahitra izany lanonam-panokafana izany Ramatoa Lehiben'ny Faritra Analamanga mpisolo toerana, RAHARINIRINA Clémence, sy ireo mpiara-miasa aminy.

Retour aux actualités