Chargement...

Ireo fihetsika sakana ho fisorohana ny fiparitahan'ny aretina nendran-drajako

Nampihatra avy hatrany ireo fihetsika sakana ho fisorohana ny fiparitahan'ny aretina nendran-drajako ireo mpiasan'ny Faritra Analamanga izay tarihin'ny Lehiben'ny Faritra Analamanga mpisolo toerana, RAHARINIRINA Clémence. £


Tsy mitsahatra ny manentana ny olona rehetra mba ho mailo hatrany ny tenany satria "Aleo misoroka toy izay mitsabo"

Retour aux actualités