Chargement...

Naneho ny fahavononany hiara-hiasa sy hanome tan-tsoroka ireo Ben’ny tanàna

Naneho ny fahavononany hiara-hiasa sy hanome tan-tsoroka ireo Ben’ny tanàna, tsy an-kanavaka, ao anatin’ny vondrona “IPAM”, fikambanana iombonan’ny Ben’ny tanàna avy eto Antananarivo sy ireo kaominina 37 manodidina azy, ny Lehiben’ny Faritra Analamanga mpisolo toerana, RAHARINIRINA Clémence.

Isan’ny vaindohan-draharaha nodinihina tamin’izany ny ny fijerena ireo olana sedrain’ny Ben’ny tanàna, toy ny fotodrafitrasa ary ny fitantanana sy fanodinana ny fako.

Retour aux actualités