Chargement...

𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍'𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀, 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐊𝐀𝐙𝐎𝐍𝐃𝐀𝐍𝐃𝐘: 𝑵𝒊𝒔𝒐𝒏𝒈𝒂𝒏𝒅𝒊𝒏𝒂 𝒏𝒂𝒏𝒅𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒐𝒂𝒓𝒂 𝒏𝒚 𝒗𝒆𝒉𝒊𝒗𝒂𝒗𝒚.

Nomen-danja manokana nandritra ny hetsika "Foaran'Ankazondandy" ny vehivavy sy ny fikambanam-behivavy ao anatin'ny Distrikan'i Manjakandriana. Nampiseho ny talentany sy izay zava-bitany mety hahafahany mandray anjara amin'ny fampandrosoana izy ireo ary tonga niara-paly sy nanome tantsoroka sy fanohanana azy ireo tamin'izany ny Lehiben'ny Faritra Analamanga mpisolo toerana, RAHARINIRINA Clémence.

← Retour à la vidéothèque