Chargement...

𝐑𝐎𝐕𝐀𝐍'𝐀𝐌𝐁𝐎𝐇𝐈𝐃𝐑𝐀𝐓𝐑𝐈𝐌𝐎 : 𝐓𝐨𝐧𝐭𝐨𝐬𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐦𝐞𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧-𝐤𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚.

Hetsika roa no notanterahina ho famerenan-kasina ny Rovan'Ambohidratrimo taorian'ny nahamay azy: Ny hetsika voalohany dia ny famonoana omby mazavaloha sy fambolena zanaka Baobab; Ny faharoa kosa dia ny fanaovana velirano sy tsitsika. Teo anilan'ny fikambanana Dimibenimisatra sy ny taranak'ireo Masina miafina ao hatrany ny Lehiben'ny Faritra Analamanga mpisolo toerana,RAHARINIRINA Clémence, nandritra ireo dingana rehetra natao.

← Retour à la vidéothèque