Chargement...

𝐀𝐌𝐁𝐎𝐇𝐈𝐏𝐎 - 𝐁𝐎𝐑𝐈𝐁𝐎𝐑𝐈𝐍𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐑𝐎𝐀

Afa-pahasahiranana sy afaka jaly ireo mpivavaka eny amin'ny FJKM Zoara Fanantenana Ambohipo sy ireo mpianatra ary mponina eny amin'ny cité Ambohipo. Namboarin'ny Faritra Analamanga ho rarivato ny lalana nampikaikaika azy ireo hatrizay. Torak'izany koa ny lalana mankeny amin'ny CSB2 eny Ambohipo. Natolotry ny Lehiben'ny Faritra Analamanga mpisolo toerana, RAHARINIRINA Clémence, ireo.

← Retour à la vidéothèque